Fangataham-bola famatsiana 2012/Antson'i Jimmy

This page is a translated version of the page Fundraising 2012/Translation/Jimmy Appeal and the translation is 100% complete.

NOTE TO TRANSLATORS

This letter is a new translation request, but re-uses large parts of the 2011 Jimmy Appeal, with slight modifications in the second version.

https://meta.wikimedia.org/wiki/Fundraising_2011/Jimmy_Letter_002/en

If the 2011 Jimmy Letter has been translated into your language, you can probably re-use much of it for this translation. :-) Jseddon (WMF) (talk) 18:37, 27 September 2012 (UTC) [reply]

Version 1 (Millions)

Manana mpizara mahery ny iray tapitrisa Google. Manana mpiasa 12 000 Yahoo. Izahay dia manana mpizara 800 ary mpiasa 150.

I Wikipedia dia ny tranonkala faha-5 voavangy indrindra eo amin'ny Aterineto ary 450 tapitrisa no isan'ireo olona samihafa efa nijery ny pejiny -- isaina amy miliara ny isan'ny pejy hita.

Tsara ny varotra. Tsy ratsy amin'ny maha-izy azy ny dokam-barotra. Fa tsy eto ny toeran'izany, tsy eto amin'i Wikipedia.

Wikipedia dia zavatra iray manokana. Sahala tahirim-boky na zaridaina. Sahala tempoly ho an'ny saina. Toerana azontsika reetra vangika mba hieritreritra, hianatra ary mizara ny ny fahaizantsika amin'ny olon-kafa.

Tamin'izao namorona an'i Wikipedia, mety nataoko ho orinasa izy io ary mametraka toerana anisiana dokam-barotra, fa zavatra hafa no tiako natao. Efa aman-taonany izay no niasa amin'ny fanaovana azy mora tantanana ary mitsitsy vola. Mameno ny tanjonay izahay ary mamela ny fanariam-bola ho an'ny hafa.

Raha samy manome $5 ireo mpitsidika, dia iray andro ihany no ilainay mangata-bola famatsiana. Fa tsy ny olon-drehetra akory no afaka manome na manome tsotra irao. Ary tsara izany. Isan-taona, zara fa ampy ireo olona manapa-kevitra ny hanome.

Amin'ity taona ity, raha manan-kevitry ny hanohana ianao dia manomeza $5, $20, $50 na izay tianao mba hiarovana ary hanohanana an'i Wikipedia.

Misaotra indrindra,

Jimmy Wales
Mpamorona an'i Wikipedia

Version 2 (Thousands)

Isaina amin'ny arivo ny mpiasa ary ny mpizara an'i Google sy Yahoo. Mpizara 800 ary mpiasa 150 no anananay.

Sehatra faha-dimy i Wikipedia eo amin'ny tranonkala ary 450 tapitrisa mponina no zarazarainy data isam-bolana – isaina amin'ny miliara ny isan'ny pejy hita.