This page is a translated version of the page Global sysops and the translation is 5% complete.
Outdated translations are marked like this.
Policies and guidelines Global sysop policy & information
Shortcut:
GS

This page outlines the standards and guidelines related to the use of the user rights assigned to the global sysop user group. If you need help from a sysop or a steward on your project, please see Meta:Requests and proposals , Global sysops/Requests and Steward requests/Miscellaneous.

Very ho azy ny sata raha vao tsy mandray anjara nandritry ny enim-bolana

Noho ny isan'ny « stewards » sy ny fanimbana isan-karazany eo amin'ny wiki, misy gropy mpikambana vaovao kasaina : ny mpandrindra global. Ny mpandrindra global dia mpikambana azo antoka manana mandray anjara matetitetika amina wiki sasantsasany, ary manana ny fahefan'ny mpandrindra amin'ny wiki kelikely (tsy manana mpandrindra miasa sy mikojakoja an-toerana) ary mahazo manakana ny mpanimba iray amin'ny wiki rehetra (fanakanana global) toy ny steward. Azony ampiasaina ny fahefana amin'ny tanjona fikojakojanana, mba hamafa ny pejy lazaina hoe spam na mamerina ny pejy simba ohatra ; tsy manana ny alalana ara-panamboarana izareo amin'ny votoatin'ny lahatsoratra na amin'ny fikambanana an-toerana.

Mpandrindra global

Ny satan'ny mpandrindra global dia misy rehefa manana ireo toetra eo ambany ireo ny tetikasa iray :

  • Isan'ny mpandrindra latsaky ny folo, na
  • Mpandrindra latsaky ny telo nanao ny taon'ny mpandrindra tamin'ny roa volana farany teo.

By default, global sysops may use this global user group's permissions on wikis that meet one or both of the following criteria:

  • fewer than ten administrators exist; or
  • fewer than three administrators have made a logged action within the past two months.

Azon'ny tetikasa ovaina na esorina io gropy mpandrindra global io, raha misy consensus ataon'ny fikambanana. Ovaina ny confguration'ny wiki mba hanaiky mpandrindra global raha manaraka ny critere eo ambony.

Most global sysops also have global rollback . Unlike the global sysop rights, global rollback is truly global.

Appointment

Fifidianana

Ny kandidatiora dia tsy maintsy apetraka any amin'ny Steward requests/Global. Ny fangatahana dia mety ekena na tsy eken'ny steward araka ny consensus anaovana ny mpikambana iray ho lasa mpandrindra global eo aorian'ny fotoana iresahina, mety maharitra tapa-bolana. Tsy fifidianana ny resaka, ary ny resaka dia tsy maintsy manolotra ny fanohanana na tsia an'ilay kandida. Ny mpandray anjara mandray anjara amin'ireo resaka ireo dia tsy maintsy mahazo kaonty global mirohy amin'ny kaintim-pikambany eto amin'ny Meta.

Fanalana ilay sata

Ny fitazomana ny satan'ny mpandrindra global dia arakaraky ny fandraisan'anjara sy ny faharetan'ny fanohanan'ny fikambanana Wikimedia.

Continued global sysop access depends on both activity and the continued support of the Wikimedia community.

Tsy fandraisan'anjara
Latsabatom-pantokisana

Ny steward dia mety manala ny satan'ny mpandrindra global raha hita fa tsy nampiasa tsara ny fitaovana nomena azy ilay mpandrindra, na misy fangatahana hiresahina milaza fa tsy mahatoky an'ilay mpandrindra intsony ny gropina mpikambana. Raha manjo izany ary raha te-hijanona ho mpandrindra global ilay mpikambana resahina, misy latsa-bato atao, ary tsy maintsy manaiky ny fikambanana amin'ny alalan'ny fanohanany mba mba hiverina ho mpandrindra global ilay mpikambana resahina.

Fahefana

Eo ambany eo misy ny lisitry ny fahefana, miaraka amin'ny fanazavana, ananan'ny mpandrindra global. Ny fahefana ananan'ny mpikambana global dia mitovitovy amin'ny ananan'ny mpandrindra tsotra, fa, tsy mampiahatra amin'ny tetikasan'ny Wikimedia Foundation tsy te-hanana mpandrindra global. Ny mpandrindra global dia afaka manao fanakanana global, zavatra tsy afaka ataon'ny mpandrindra tsotra.

This is the list of permissions, with explanations, which global sysops have. The permissions are nearly identical to those of regular administrators ; however, these permissions apply to any Wikimedia Foundation project that has not opted out of the global sysops' access list. They are not capable of changing any local userrights either (unless they also have appropriate local permissions).

User rights currently assigned to the global-sysop global group
Right Description Notes
1 autoconfirmed Tsy iharan'ny fifehezan-kafaingan mikasika ny adiresy IP Normally part of the autoconfirmed user group or granted to all users
2 editsemiprotected Hanova ny pejy narovna ho "Allow only autoconfirmed users"
3 flow-edit-post Modifier des messages de Discussions structurées publiés par d’autres utilisateurs
4 flow-hide Cacher les sujets et messages de Discussions structurées
5 ipinfo Récupérer des informations relatives aux adresses IP attachées aux révisions ou aux entrées de journal
6 move Manakisaka pejy
7 movestable Renommer des pages ayant des versions publiées
8 reupload Manolo rakitra efa misy
9 reupload-own Manolo rakitra nampidirin'ny tena
10 skipcaptcha Effectuer les actions déclenchant le CAPTCHA sans avoir à passer par le CAPTCHA
11 spamblacklistlog Afficher le journal de la liste de blocage du pollupostage
12 upload Mampidi-drakitra
13 abusefilter-log-detail Hijery ny antsipirihan'ny iditry ny Abuse filter Governed by local policies where they exist, otherwise part of the sysop user group
14 abusefilter-modify Hanova ny Abuse filter
15 autopatrol Manamarika ny fanovany efa nomarihana
16 autoreviewrestore Relecture automatique en cas de révocation rapide
17 editautopatrolprotected Modifier les pages protégées avec « Allow only autopatrollers »
18 ipblock-exempt Tsy voakasiky ny fanakanana IP, ny fanakanana mandeha ho azy (aotômatika) ary ny fanakanana sampana IP
19 move-categorypages Hanetsika ny pejin-tsokajy
20 move-rootuserpages Mamindra ny renipejin'ny mpikambana
21 move-subpages Manakisaka pejy miarak'amin'ny zana-pejiny
22 movefile Manova anarana rakitra
23 oathauth-enable Activer l’authentification à deux facteurs
24 patrol Manamarina ny fanovan'ny hafa
25 rollback Mamafa haingankaingana ny fanovan'ny mpandray anjara farany amina pejy manokana
26 templateeditor Modifier les modèles protégés
27 apihighlimits Mampiasa fepetra ambonimbony kokoa amin'ny fangatahana API Normally part of the sysop user group
28 block Manakana ny mpikambana mba tsy hanova
29 blockemail Manakana ny mpikambana mba tsy handefa imailaka
30 browsearchive Mitady pejy voafafa
31 centralauth-createlocal Créer de force un compte local pour un compte global
32 delete Mamafa pejy
33 deletedhistory Mijery ny tantaram-pejy voafafa fa tsy lahatsorany
34 deletedtext Mijery ny lahatsoratra voafafa sy ny fampitahana anelanelan'ny versiona voafafa
35 deletelogentry Hamafa ary hamerina iditra manokana ao amin'ny laogy.
36 deleterevision Mamafa ny version manokana-na pejy iray
37 editcontentmodel Hanova ny modelim-botoatin'ny pejy
38 editinterface Manova ny interface ny mpikambana
39 editprotected Manova pejy voaaro (tsy misy fiarovana en cascade)
40 editsitejson Manova JSON ampiasaina maneran-tranonkala
41 edituserjson Manova ny rakitra JSON an'ny mpikambana hafa
42 flow-delete Supprimer des sujets et messages de Discussions structurées
43 import Mampiditra na manafatra pejy avy amin'ny wiki hafa
44 ipinfo-view-full Accéder à une vue complète des informations sur une adresse IP attachées aux révisions ou aux entrées de journaux
45 markbotedits Manamarika ny fanovana voafafa hoatry ny nataon'ny rôbô.
46 mergehistory Manatsonika ny tantaram-pejy
47 noratelimit Tsy voafetra ny isa
48 nuke Hamafa pejy ambongadiny
49 override-antispoof Court-circuiter les vérifications de tromperie
50 protect Manova ny lenta fiarovan'ny pejy sy manova ny pejy voaaro miriana
51 reupload-shared Manolo eo an-toerana rakitra misy eo amina petra-drakitra iraisana
52 suppressredirect Afaka tsy manometraka redirect avy amin'ny lohateny fiavina
53 sfsblock-bypass Contourner les restrictions d’adresses IP provenant de l’extension StopForumSpam
54 tboverride Passer outre la liste des titres ou noms d’utilisateur interdits
55 titleblacklistlog Afficher le journal de la liste des titres interdits
56 undelete Mamerina pejy voafafa
57 unwatchedpages Mijery ny lisitry ny pejy tsy arahina
58 editsitecss Manova CSS ampiasaina maneran-tranonkala Normally part of the Interface administrators user group
59 editsitejs Manova JavaScript ampiasaina maneran-tranonkala
60 editusercss Manova ny rakitra CSS ny mpikambana hafa
61 edituserjs Manova ny rakitra JS an'ny mpikambana hafa

Fifampikasohana

Tsy maintsy manana pejim-pikambana ny mpandrindra global eo amin'ny wiki iasany mba hanamora ny fifampikasohana amin'ny mpikambana hafa, na rohy makany amin'ny pejim-pikambana (anontanio hanao azy ny bot)

Global sysops must have user pages on every wiki they use their global sysop access on, which provide contact information or link to their primary user page (creation bot available currently). Generally a global user page on Meta will cover that requirement, and those users are asked to include a user language declaration ("Babel").

For urgent help from a global sysop, join the IRC channel #wikimedia-gsconnect and type !gs in the channel to get the attention of global sysops.

Raha tsy mahita ny vahaolan'ny ady ara-dresaka ny mpikambana rehefa manoratra any amina mpandrindra global, Mahazo mitaraina izy any amin'ny talk:Global sysops

Global sysops may contact each other via the private mailing list.

Users with global sysop access

  • Last updated: 2023-07-28  [edit]
Name IRC nick Languages spoken Global sysop since
1234qwer1234qwer4 ru, de-4, en-3, la-1 2022-05-28
Amire80 ru, he-5, en-4, ca-3, eo-2, es-2, it-2, fr-1, am-1, ar-1, la-1, lt-1 2017-02-02
Billinghurst sDrewth en, fr-1 2017-03-01
Biplab Anand Biplab ne, mai, hi-4, en-2, bh-2, awa-2, dty-2, sa-2 2016-10-06
CptViraj CptViraj gu, hi-4, en-3 2021-02-02
Daniuu Daniuu / Westvleteren nl, en-4, fr-2, de-2, la-2, vls-2, li-1 2021-11-27
DannyS712 DannyS712 en, he-2, es-2, zh-2 2020-09-01
DARIO SEVERI it, pt-4, en-4, es-2, fr-2, gl-2, th-1 2017-07-25
Iluvatar Iluvatar_ ru, en-1, be-1 2019-11-02
Infinite0694 Infinite0694 ja, en-3, de-3, fr-2, it-1 2016-01-21
Johannnes89 de, en-4, nds-2, la-1 2023-06-27
MdsShakil MdsShakil bn, en-3, as-1 2023-07-28
Melos Melos it, en-2, la-1 2023-05-24
MF-Warburg MF-W de, en-3, fr-1, tet-1, la-1, es-1 2019-03-07
Minorax Minorax en, zh, nan-2, ko-1, ms-1, fr-1, yue-1 2020-12-09
Mtarch11 Mtarch11 it, lij-2, en-1, fr-1 2021-09-01
Praxidicae Praxidicae en 2018-11-11
Renvoy uk, ru-4, en-3, pl-3, lt-1 2023-07-21
Samuele2002 it, lij-2, en-2, fr-1, la-1, ia-1 2020-06-30
Savh Savh es, nl, en-3, fr-2 2011-07-26
Syunsyunminmin SyunSyunMinMin ja, en-3 2023-06-28
Turkmen Turkmen az, tr-4, en-2 2019-09-18
Uncitoyen Uncitoyen tr, en-2, fr-2 2021-01-29
WhitePhosphorus WhitePhosphorus / P4-mobile zh, en-3, ja-1, lzh-1, wuu-1, yue-1 2019-12-12
WikiBayer bar, de, en-1 2019-08-18

Chart

User:Restu20User:HolderUser:MatiiaUser:Syum90User:NahidSultanUser:AldnonymousUser:AlanUser:KaganerUser:EltonUser:StrynUser:Wiki13User:GlaisherUser:JurgenNLUser:Rschen7754User:Wim bUser:Mh7kJUser:TBloeminkUser:Iste PraetorUser:IgnaUser:VogoneUser:Shanmugamp7User:ÉricoUser:PiRSquared17User:FrigotoniUser:Toto AzéroUser:HerbythymeUser:RadiXUser:MF-WarburgUser:RxyUser:TegelUser:SPQRobinUser:MathoniusUser:SavhUser:VituzzuUser:TelesUser:WikitanvirUser:AjraddatzUser:TrijnstelUser:Jon Harald SøbyUser:Zscout370User:MoiraMoiraUser:Bsadowski1User:Quentinv57User:Hoo manUser:KanjyUser:EffeietsandersUser:Fr33kmanUser:BRUTEUser:JafeluvUser:Maximillion PegasusUser:AxpdeUser:Lofty abyssUser:NuclearWarfareUser:HerculeUser:Luckas BladeUser:.snoopy.User:JuliancoltonUser:VasilievVVUser:Liliana-60User:PmlineditorUser:InnvUser:JamesofurUser:Tiptoety
User:MdsShakilUser:RenvoyUser:SyunsyunminminUser:Johannnes89User:MelosUser:StyyxUser:Mykola7User:1234qwer1234qwer4User:Superpes15User:DaniuuUser:Mtarch11User:CptVirajUser:UncitoyenUser:MinoraxUser:DannyS712User:Operator873User:Samuele2002User:HasleyUser:TulsiUser:WhitePhosphorusUser:IluvatarUser:TurkmenUser:StanglavineUser:WikiBayerUser:BRPeverUser:VermontUser:AtcoviUser:Esteban16User:PraxidicaeUser:HujiUser:DARIO SEVERIUser:BillinghurstUser:Amire80User:HakanISTUser:Biplab AnandUser:Ah3kalUser:Infinite0694

See also