User:Keegan (WMF)/Rename confusion message/mg

This page is a translated version of the page User:Keegan (WMF)/Rename confusion message and the translation is 100% complete.

ref: User:Pathoschild/2015_sul_rename_confusion

Afaka tsy miraharaha ny fampitandremana mikasika ny fiovan'anaran-kaonty ianao

Miarahaba anao,

Nifandraisana vao haingana ianao mikasika ny filàna manova ny anaran-kaontinao ianao amin'ny filazana mikasika ny famitana ny famantarana tokana ny mpikambana.

Azonao tsy raharahiana ny fampilazana azonao. Mety tsy hovaina anarana ny kaontinao, fa makà fotoana hanamarinana ny Fampanokanan-kaonty amin'ny anaram-pikambanao ankehitriny mba hanamarinana ny fanananao kaonty tokana maneran-tetikasa. Mikasika ny anaran'ny kaontinao, kaontinao hafa, na kaonty "rôbô" nananao ary nampihodinana any amin'ity pejin-dresaka ity izany resaka izany. Raha mbola manana izany kaonty maneran-tetikasa izany foana ianao, dia afaka ovainao ilay pejy fihodinana aorian'ny famitana. Ny "rôbô" nandefa anao ny hafatra dia nanaraka ny rohim-pihodinana ary nametraka ny hafatra teto fa tsy tany amin'ny kaontinao an-toerana faharoa izay efa nampihodinana teto.

Raha tompon-kaonty rôbô ianao: hamarino tsara ny mba hiditra amin'ny kaonty rôbô rehetra anananao ary vangio ny pejy fampanokanan-kaonty mba hampanokana ny kaonty rôbô raha ilaina.

Misaotra anao amin'ny fotoana natokanao, miala tsiny indrindra amin'ny fifanjevoana.

-- Keegan (WMF) (hiresaka)