Translations:Wiktionary Cognate Dashboard/Interface/11/mg

Ity tabilao ity dia maneho ireo tsiroaroana Wikibolana (tsanganana loharano ary tanjona) ary ireo isan'ny iditra iombonana. Azo karohina ary ampirinana araka ny tsanganana izay mizy izy ireo. Raha hamoaka jery ankapobe ny Wikibolana iray dia ampiasao ny vakizoro "Ny Wikibolako", na karohy ny kaodim-piteniny ary ampirimo araka ny tanjona any. NAOTY. Ny angona ao amin'ny tabilao dia miseho indroa, izany hoe miseho indray ho loharano ary indray ho tanjona ny tetikasa tsirairay.