Fundraising 2011/Jimmy Letter 003/mg

Translation instructions
  • For pages marked "Missing" or "In progress", click the page title and start translating. When you are done, click "edit status" and change the status to proofreading.
  • For pages marked "Needs updating", compare the page to the source page and update the translation accordingly. When you are done, click "edit status" and change the status to proofreading.
  • It is important to have someone else proofread the translated page! If you have proofread a page and it is ready for publication, click "edit status" and change that page's status to ready.
  • If you are changing something that has already been published, change its status back to ready for it to be published again.

If you have any questions or feedback regarding the translation process, please post them here. Translation FAQ

Akaiky ny iray tapitrisa any ho any no isan'ny lohamilina ananan'i Google. Mampiasa olona 13 000 any ho any i Yahoo. 679 no lohamilina anananay ary 95 ny mpiasa.

Vohikala fahadimy i Wikipedia, ary 470 tapitrisa no isan'ireo olona mampiasa azy isam-bolana, isaina amin'ny miliara no isan'ireo pejy voajery.

Tsara ny mivarotra. Tsy atao devoly ny fametrahana dokam-barotra. Fa tsy ho an'ny eto izany. Tsy ho an'i Wikimedia.

Zavatra manokana i SITENAME. Sahala firaketam-boky ho an'ny vahoaka izy io, tempoly ho an'ny saina, toerana ieritreretana, ianarana, izarana ny fahaizantsika amin'ny hafa.

Tamin'izaho namorona an'i Wikipedia, azoko natao ho orinasa manangom-bola izy miaraka amin'ny banieran-dokam-barotra, fa zavatra hafa no voatapaka. Aman-taona izahay no niasa mba hanaovana firafitra tsy mandany vola ary tsotra. Tanteraka ny asanay ary avelanay ho an'ny hafa ny sisa raha tiany.

Raha Ar.5000 avy no omen'ny tsirairay, iray andro isan-taona ihany izahay no hangataka vola. Fa tsy hanome na afaka hanome avokoa ny rehetra. Ary tsara izany. Ampy foana ny isan'ny olona manome isan-taona.

Amin'ity taona ity, mba manomeza $5, €10, ¥1000, na izay tianao mba hiarovana ary hanohanana ny tetikasa Wikimedia.

Misaotra indrindra,

Jimmy Wales
Mpamoron'i Wikipedia